Atody Papelika 261

Kely fa tena
POWER BANK
ny vatana

— Sakafo nataon'ny Natiora ho anao —

Sakafo tena mahasalama sy manankarena otrikaina.
Mivezivezy eny Antananarivo · Afaka manantitra.

Galerie

Atody papelika fresh

Œufs de caille en gros plan
"La petite perle de la nutrition"
Caille et œufs
"Riche en protéines & vitamines"
Cailles en nature
"Élevés naturellement"
Œufs frais
"Frais · Savoureux · Nutritif"
Caille de près
Bienfaits

Pourquoi choisir l'atody papelika ?

Fitadidiana tsara
Manankarena amin'ny vitamine B sy choline izay manampy ny fiasan'ny ati-doha ary manatsara ny fitadidiana.
Hery sy Herinaratra
Misy protéines sy minéraux maro, tsara ho an'ny ankizy, olona mikotrana, ary izay mila hery sy herin'aina.
Allergie — miaro
Misy nutriments afaka manampy ny vatana hiady amin'ny allergie sasany ary mampiray ny hery fiarovana.
Hery fiarovan'ny vatana
Misy vitamine A, fer, ary zinc — manampy ny immune system ary mitazona ny fahasalamana ankapobeny.
Tsara ho an'ny rà
Manankarena amin'ny fer (iron), mampihena havizanana ary manatsara ny fikorianan'ny rà manerana ny vatana.
Hoditra sy volo tsara
Noho ny vitamine sy protéines ao anatiny, manatsara ny hoditra, manadio ary mampahery ny volon-doha.
Vidiny

Tarifs transparents

Prix pour Antananarivo · Livraison incluse

Commande normale
Ar 600
par œuf
Pour toute commande
de 1 à 19 œufs
Hanantitra

Passez votre commande

Via WhatsApp · Réponse rapide garantie

Formulaire de commande
Remplissez les informations ci-dessous
Total estimé
0 Ar
— Ar / atody
Votre commande est envoyée directement sur WhatsApp. Aucune donnée n'est stockée sur un serveur.